|
|
|
|

Entry1  lakomadina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Menaka fihosorana. Fifangaroan-javatra miendrika menaka, manitra, ampiasaina amin' ny fikarakarana ny hoditra na ny volo: Mihosotra lakomadina isan-kariva izy
Explanations in English  4  [1.2] pomade
Explanations in French  5  [1.3] pommade
6  [1.196] (du français : « la pommade »). Nom général des pommades et onguents, surtout s'ils sont parfumés. On dit aussi menakamanitra : « graisse parfumée ». [Merina]
7  [Betsileo]
Vocabulary  8  Botany
Analogs  9  lakomady, lapomady

Anagrams  10  kamoladina, lakomadina

Updated on 2025/02/02