|
|
|
|

Entry1  lalimanga
Root  2  lalitra, manga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana.
Vocabulary  5  Zoology: invertebrates
Compound words 

Updated on 2024/12/07