Entry | 1 lalivay |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Koba navela hiotrika elaela izay afangaro amin' ny ranon-koba hanaova-mofo mba hampibontsina sy hampitombo azy rehefa andrahoina: Mofo tsisy lalivay [1.1] 4 zaka mampitombo ny koba [1.13] |
Explanations in French |
5 levain [1.13] |
Updated on 2020/07/31 |