|
|
|
|

Entry1  lalotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara
Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana
Explanations in English  4  [1.2] plaster, polish
5  [1.7] plaster, a coating
Explanations in French  6  [1.8] crépi; enduit
Examples  7  ary ny lalotra farany amin'izay maha tsara azy, (ny ivelany. [2.59#]
8  Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21