Entry | 1 lamaina |
Root | 2 lama |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao malambolambo, tsy misy marokoroko na maraorao: Nolamainy tsara ny tehiny ny maraina tontolo Atao tonga mampibolisatra: Aza lamaina ny fidinana |
Explanations in English |
5 [1.2] to be made smooth or slippery |
Morphology |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |