Entry (1/2) | 1 lamako |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira. [1.1] |
Explanations in English |
6 two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs [1.2] |
Examples |
7 Miara manipy sandry izy rehetra miaraka amin' ny ampongan' ny ntaolo sy lamako. [1.437#] 8 Ny fikapoky ny fivoy eny amin' ny rano no ba manelanelana sy lamako mampiray hina azy. [2.499#] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 lamako |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in English |
12 applause [1.7] |
Explanations in French |
13 applaudissement [1.8] |
Anagrams | 14 kalamo, lakamo, lamako, lamoka, lamòka, malako, maloka |
Updated on 2023/10/07 |