Entry (1/3) | 1 lambanana |
Root | 2 lamba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny sakan' ny lamba: Be lambanana itỳ lamba itỳ izany 5 Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf / (izay misy manao koa hoe lambana, fa ny heno matetika indrindra dia ny hoe fandambanana) [1.1] |
Explanations in English |
6 breadth of calico, etc. [1.2] 7 the width of cloth [1.7] |
Explanations in French |
8 la largeur d'un tissu [1.8] |
Vocabulary |
9 Space |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word lambanana |
Entry (2/3) | 13 lambanana |
Root | 14 lamba |
Part of speech | 15 passive verb |
Explanations in Malagasy |
16 Temerina tsihy; asiana peta-kazo [1.1] |
Explanations in English |
17 to have a covering of wood put on shutters [1.2] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 22 lambanana |
Root | 23 lambana |
Part of speech | 24 passive verb |
Explanations in Malagasy |
25 Atao am-pehezana [1.1] |
Anagrams | 26 lambanana, nalambana |
Updated on 2023/04/09 |