Entry | 1 lambomiditra |
Root | 2 lambo, iditra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra |
Vocabulary |
5 Hairstyles |
Updated on 2024/12/07 |