|
|
|
|

Entry1  lambondriaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany
4  [2.356] dauphin
Explanations in English  5  [1.2] [Provincial] a sea hog, a porpoise
Examples  6  [2.356#] Mijery irony andiana hazandrano manidina tsy fahita, na ny lambondriaka misavoana sy manao antsitrika eny anaty ranobe.
Vocabulary  7  Zoology: mammals
Elementary words  8  lambo, riaka
Synonyms  9  lambondrano

Updated on 2024/12/10