|
|
|
|

Entry1  lamboridy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin' ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin' ny hoe lamboridy ny vy sakambavan-tsoavaly ary ny kofehin-damboridy
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] a bridle
Explanations in French  5  [1.8] bride de cheval
Compound words 

Updated on 2024/12/07