Entry |
lañanana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Volontsangana atao solon-tsiny, volo vaventy loahana avokoa ny tonony [1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Volo lava atao solon-tsiny fantsakana any amin' ny Betsimisaraka [1.1]
|
| Volotsangana fatsakana rano [1.147]
|
Explanations in English | [Provincial]
A water vessel made of bamboo; see lalanana
[1.2]
|
Explanations in French | [Tanala]
(comme lalànana). Nom des bambous préparés pour puiser et transporter l'eau. On les appelle volofantsaka en Imerina, mais ils y sont peu utilisés. Signalé par Dubois.
[1.196]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Proverbs |
|