Entry (1/3) | 1 lanòna |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 mitovy amin'ny lalòna [1.1] |
Explanations in French |
4 comme lalòna [1.3#386] |
Entry (2/3) | 5 lanona |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Fangoronana sy fampirimana ny zavatra nahahy. [1.1] |
Explanations in English |
8 [1.2] |
Explanations in French |
9 assemblage, rassemblement, réunion [1.3#386] |
Examples |
10 Vetivety dia vory lanona izahay. [2.643#] 11 Koa izao àry no izy, ry ambanilanitra vory lanona ankehitriny. [2.528#] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 16 lanona |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 lanonana [Bara]
[1.78] |
Explanations in English |
19 a song, a chant [Provincial]
[1.2] |
Derivatives |
|
Anagrams | 21 alanon, alonan, lanòna, lanona, nalano, naloan, nalona, nanalo, naolan |
Updated on 2023/01/22 |