Entry |
laoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin' ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka [1.1]
|
| [Bezanozano, Sihanaka]
Hazandrano [1.78]
|
Explanations in English | Any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank] [1.2]
|
| Meat, fish, vegetables, etc eaten with rice [1.7]
|
Explanations in French | Qu'on mange avec le riz [1.8]
|
Examples |
1 | Inona izao no laoka hatao eo!
[2.4]
|
2 | Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka.
[2.356]
|
3 | laoka sy loaka no ireo tenenina ireo.
[2.245]
|
4 | Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo.
[2.69]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|