Entry |
lasary
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tongolo voatetika aharo voatabiha ary asiana sakay raha tiana [1.1]
|
Explanations in English | Onions and tomatoes cut up small and mixed with chillies as a relish [1.2]
|
| An appetizer made of onions and tomatoes, sometimes with red pepper [1.7]
|
Explanations in French | Achards, mélange de tomates et oignons hâchés, parfois avec du piment [1.8]
|
| (du créole réunionnais : « les achards »). Légumes confits dans le vinaigre ou l'huile avec des condiments, préparation probablement d'origine indienne, comme les « pickles » anglais. [1.196]
|
Examples |
1 | Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho.
[2.4]
|
2 | Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary.
[2.356]
|
|
Vocabulary |
Origin | French: l' achard.
|
|
Entry |
lasary
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | The name of a saw [1.2]
|
Examples |
1 | Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho.
[2.4]
|
2 | Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary.
[2.356]
|
|
Vocabulary |
Origin | French: la scie.
|
|