|
|
|
|

Entry1  lasibatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teboka eo afovoan' ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena amin' ny fitifirana
Olonakendrena asiana foana: Ataon' ny olona lasibatra foana io Rangahy io

Anagrams  4  albasitra, lasibatra

Updated on 2025/01/21