Entry |
lasitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [1.1]
|
Explanations in English | A shoemaker's last [1.2]
|
| A mold, a last, a form for fashioning something [1.7]
|
Explanations in French | Moule, forme, gabarit [1.8]
|
Compound words |
|
Origin | English: last.
|
|
Entry |
lasitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [1.1]
|
Derivatives |
|
|