Entry | latsaka ondana | |
Elementary words | latsaka ; ondana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ireo nisy fahavoazana tamin' ny harena na ny fahefana ka zary nitam-bororotra sy lasa ambany noho ireo namany [1.1] | |
Explanations in French | Celui qui perd son rang, est semblable à celui dont la tête a glissé de dessus l' oreiller [2.415] | |
Updated on 2023/12/26 |