|
|
|
|

Entry1  latsakemboka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy
Explanations in English  4  [1.2][latsak-emboka] an offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions
Explanations in French  5  [1.13] cotisation
Examples  6  [2.114#] mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana;
7  [2.472#] Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka.
Elementary words  8  latsaka, emboka

Updated on 2024/12/07