|
|
|
|

Entry1  latsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  singam-bolotsangana anohizana tery [Sihanaka] [1.78]
4  Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka [1.1]
5  tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra [1.13]
Explanations in English  6  cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house [1.2]
Explanations in French  7  traverse, entretoise [1.13]
Examples  8  Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  15  latsi, latsy, tsila

Updated on 2023/10/08