|
|
|
|

Entry (1/2)1  lavanty
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in English  3  [1.2] used adverbially for always, continually
Compound words 

Entry (2/2)5  lavanty
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Varojavatra ampahibemaso ifanongonana hatrany ny vidiny tononina ka izay manonona ambony indrindra -- rehefa antsoina intelo ka tsy misy mihoatra intsony -- no mahazo ilay zavatra: Hatao lavanty ilay trano atsy Ambodivona
Explanations in English  8  [1.2] an auction
9  [1.7] an auction sale
Explanations in French  10  [1.8] vente aux enchères
Examples  11  Tao an-tokotanin-tsekoly no nanaovana ny lavanty. [2.472#]
12  Saingy nony natao ny lavanty dia tsy mba nividy mofo na saosisy akory i Maman. [2.356#]
Compound words 

Updated on 2024/12/10