|
|
|
|

Entry1  laviana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra)
Vocabulary  4  Meteorology
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Names :

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21