Entry | 1 lazoina |
Root | 2 lazo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina 5 Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ 6 Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako 7 Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1] |
Explanations in English |
8 to be made to fade, to be wilted; to be softened by fire [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word lazoina |
Anagrams | 15 alazony, alozina, ialozan, ilaozan, lazoina, lozaina, lozanay, loziana, nialoza, nilaoza |
Updated on 2023/01/20 |