|
|
|
|

Entry (1/2)1  leda
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny hoditra na lamba manosika ny rivotra na ny rano hivoaka ny tafoforana sy ny paompin-drano
4  [1.13] singa mametra ny fivoahan'ny ranoka na rivotra amin'ny fitaovana
Explanations in French  5  [1.13] clapet
Vocabulary  6  Technology
Compound words 

Entry (2/2)8  leda
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Fandeha mavesabesatra toy ny tsy mahazaka tena, milakolako
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Names :
Synonyms  13  ledaleda

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/28