Entry (1/2) | 1 lelika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tototra, voasarona: Lelika ny hady Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena |
Explanations in French |
4 [1.3#399] comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions) comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny vola (Il ne pense pas au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) |
Examples |
5 Ary ny tanimbary leliky ny fasika! [2.470#177] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word lelika |
Entry (2/2) | 14 lelika |
Part of speech | 15 interjection [Full list] |
Explanations in French |
16 [1.5#56] Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors! Lelika maty itỳ ! Quel connard! Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud! Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Salope! La garce! |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |