Entry (1/2) | 1 lesoka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy 4 Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely [1.1#540] |
Explanations in English |
5 sunken in the middle; flat-nosed [1.7] |
Explanations in French |
6 enfoncé au milieu; camus; creux [1.8] |
Examples |
7 Misy ny lesoka mila arenina. [1.368#] 8 Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto. [2.445#] |
Derivatives |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word lesoka |
Entry (2/2) | 16 lesoka |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy. [1.1#540] |
Anagrams | 19 lesoka, saloke |
Updated on 2022/01/28 |