Entry | 1 lihibetake |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
goavana, vaventy: Mba faironao roa iteto etaña lihibetaka itoheke fa tsa voangake (Mba ento re ity entana goavana ity fa tsy zakako) |
Updated on 2020/07/31 |