|
|
|
|

Entry1  limonady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin' ny voasarimakirana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy
Vocabulary  4  Economy: food

Updated on 2020/07/31