Entry (1/2) | 1 lingilingy |
Root | 2 lingy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Teronterona; toetran' izay eo amin' ny toerana avo erỳ an-tendrony [1.1] |
Explanations in French |
5 état de ce qui est élevé, élancé dans les airs [1.3] |
Examples |
6 Ikalamara tia lingilingy no tsy mety raha tsy mananika amin' ny tohatra. [2.470] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 lingilingy |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in English |
12 very high, lofty [1.2] |
Updated on 2023/01/20 |