|
|
|
|

Entry (1/3)1  liona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] [lioña] laona
4  [1.78] [Bezanozano] laona
Synonyms  5  leona

Entry (2/3)6  liona
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka
Examples  9  Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra [1.38]
10  Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293]
Vocabulary  11  Zoology: mammals
Compound words 
Article  14  Randzavola: liona ao amin' ny Baiboly

Entry (3/3)15  liona
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  [1.19] [Tankarana] bout des branches.
18  [1.196] (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy.
Vocabulary  19  Botany
Synonyms  20  leona

Anagrams  21 

Updated on 2025/01/21