Entry | 1 loakandro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny andro fahefatra manomboka amin' ny andro itenenana -- na efa lasa izany na mbola ho avy -- fa raha mbola ho avy, dia asiana hoe "raha"; ohatra: raha Alakamisy no itenenana, ny hoe "loakandro androany" dia ny Alatsinainy talohan' io, ary ny hoe "raha loakandro anio", dia ny Alahady manaraka |
Vocabulary |
4 Time |
Updated on 2020/07/31 |