Entry (1/3) | 1 lokaloka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Voadivoady, toky mafana. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 7 lokaloka |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 tavindona [Bara, Sihanaka]
[1.78] 10 tavindolana [Tambahoaka, Bezanozano, Tanosy] [1.78] 11 Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby [Tsimihety] [1.1] 12 tavy fampiasan'ny mpanao trano 13 tavy fihinanan'ny biby [1.13] |
Explanations in French |
14 auge, hourdis [1.13] |
Synonyms | 15 horidia, lolana |
Analogs | 16 tavin-dolana, kilàny |
Entry (3/3) | 17 lokaloka |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 dikidiky, rikoriko [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 20 alokalok, kalokalo, kolakola, lakolako, lokaloka |
Updated on 2020/07/31 |