|
|
|
|

Entry1  lombombava
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [Betsileo] Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan' ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana
Root  4  lomboka, vava

Updated on 2024/12/07