|
|
|
|

Entry1  lomorina
Root  2  lomotra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina
Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany
Explanations in English  5  [1.7] moldy; overgrown with algae
Explanations in French  6  [1.8] moisi; couvert de mousse

Anagrams  7  lomorina, nioloram

Updated on 2023/01/20