Entry | 1 lonilony |
Root | 2 lony |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahasosotsosorana |
Examples |
5 Ao ny lonilony andavanandro netina namelezana olona. [2.472#] 6 Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. [2.508#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 lony |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |