Entry | 1 maderadera |
Root | 2 deradera |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manerinerina Tsara tazanina, marevaka, mirenty |
Explanations in French |
5 [1.3] Qui montre ou ose montrer |
Examples |
6 maderadera fatratra irỳ tranoan-tampon-kavoana irỳ [1.1] 7 maderadera erỳ ny haingon' itỳ trano itỳ izany [1.1] |
Anagrams | 8 aderaderam, aredaredam, maderadera |
Updated on 2023/01/20 |