Entry | 1 madisa |
Root | 2 disa |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny toetran' ny zavatra (tany, ahitra...) voahitsakitsa-dava, naleha matetika ka maosy: Andehanan' ny ankizy matetika eto ka madisa ny ahitra 5 Lany: Madisa ny vilon-tsoavaly [1.1] |
Explanations in English |
6 tired of waiting [Provincial]
[1.2] |
Analogs | 7 tomarosoka |
Compound words |
|
Anagrams | 9 diasam, madisa |
Updated on 2023/08/11 |