Entry | 1 mafaike |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 mafaitra, mangidy, tsy mamy, tsy matsatso: Tamam-pary mame ka mangady ny vahine mafaike (tamana ny hamamian'ny fary ka mihady ny fakany mangidy) [Tanala]
[1.78] |
Synonyms | 4 mafeka |
Anagrams | 5 mafaike, miafake |
Updated on 2020/07/31 |