Entry | 1 mahabotry |
Root | 2 botry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 to stunt; to make destitute [1.2, 1.7] 5 to dwarf [1.2] |
Explanations in French |
6 qui rend rabougri ; qui ruine [1.8] |
Examples |
7 afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. [2.285#] 8 Koa ialako aminareo rehetra, tompoko, ny tsiny, fandrao maharava harena, ndrao mahabotry terak' omby, ndrao mahafohy tera-bary, ndrao mahakely vody saonjo, ndrao mahafolaka an-datony, ary ndrao mahakizo fara. [2.346#10] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mahabotry |
Updated on 2023/01/20 |