Entry | 1 mahafady |
Root | 2 fady |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in English |
4 [1.2] to be able to abstain from; to be continent, to be abstemious. |
Explanations in French |
5 [1.3] Qui s'abstient ou sait s'abstenir, sobre |
Examples |
6 Firy no mahafady tsy handainga noho ny Vola fotsiny aloha? [2.245#] 7 Ary raha sendra haniraka olona na ankizy fotsiny aza, tsy mety raha tsy manao " Aza mahafady " na " Mahafadia. [2.296#] |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mahafady |
Updated on 2024/12/11 |