Entry (1/3) | 1 mahafaly |
Root | 2 faly |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly [1.1] |
Explanations in English |
5 to make happy [1.7] |
Explanations in French |
6 réjouir [1.8] |
Examples |
7 mahafaly ny fonareo. [2.314] 8 Samy mirana raha nisy teny mahafaly. [2.649] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mahafaly |
Entry (2/3) | 13 mahafaly |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 (du préfixe maha : qui peut, et faly, ici mis pour fady : interdit, tabou, donc « qui peut frapper d'interdit, rendre tabou »). Secamone uniflora Decne (Apocynaceae). Liane assez commune autour de la baie de St Augustin, sur les dunes. Les Mahafaly en font un symbole de leur ethnie. [Mahafaly]
[1.196] |
Vocabulary |
16 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 18 Mahafaly |
Part of speech | 19 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
20 Anaram-poko kely monina amin' ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, amin' ny faritra atsimo andrefan' ny Nosy, fantatra indrindra amin' ireo fasany voaravaky ny aloalo, tanàn-dehibe: Betioky, Ampanihy [1.1] |
Explanations in French |
21 nom d'une population du sud de Madagascar (ville principale: Ampanihy) [1.5] |
Examples |
22 Nanafika an' i Fiherenana ny mahafaly. [2.508] |
Vocabulary |
23 History: clans, tribes |
Tables and plates |
24 Dialectal words |
Anagrams | 25 hafaliam, hifamala, Mahafaly, mahafaly, mahalafy |
Updated on 2023/02/21 |