|
|
|
|

Entry1  mahakitoina
Root  2  kitoina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza toe-javatra na olona mahatonga ho kitoina: Ny tsy nahazoany ilay vola no nahakitoina azy [1.1]

Updated on 2023/01/05