|
|
|
|

Entry1  mahalasa
Root  2  lasa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  (Milaza ny "lasa mandrakariva": nahalasa) Nividy, tonga tompony: Ranaivo no nahalasa ny tranonay tao Ankazotokana
5  Mety tonga: Mahalasa lavitra ny antsamotady [1.1]
Explanations in English  6  to take [1.2]
7  to carry away; to travel a certain distance; to accomplish, to succeed [1.7]
Explanations in French  8  emporter; voyager une certaine distance; accomplir; réussir [1.8]
Examples  9  mahalasa vinany io radiò io, hoy Ineny, niteny moramora. [2.332#]
10  Zava-kanto mahalasa fisainana any amin' ny tanin' ny nofy! [2.643#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mahalasa

Updated on 2023/08/11