|
|
|
|

Entry1  mahalaza
Root  2  laza
Part of speech  3  adjective
Explanations in French  4  qui peut dire, qui rend célèbre [1.3]
Examples  5  Ary raha tsy manova izao fiteniko izao ianareo fa mahalaza izao [2.366#]
6  Izay mahalaza azy indrindra dia ny hazo oliva sy ny varimbazaha isan-karazany ary ny voankazo samy hafa. [1.38]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2024/06/10