Entry | 1 mahaleova mahalasana |
Elementary words | 2 mahaleova, mahalasana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny entina mitso-drano ny ankizy na ny tanora ka irariana azy mba handresy ny sarotra, hahomby amin' izay rehetra hatao (ara-bakiteny: mba handresy ary hahalasa babo); teny firariana atao olona mba hahavitany tsara izay hataony, handreseny ny sarotra, ahombiazany |
Updated on 2024/12/07 |