Entry | 1 maharitrafo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vilany vita amin' ny vifotsy na takela-by natao vonobainona fa tsy tsinginina, izay matetika ampiasain' ny olona voatery mandeha lava, toy ny mpandroaka sarety |
Anagrams | 4 hifaroratam, mahaforitra, maharitrafo |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |