|
|
|
|

Entry1  mahatafintohina
Root  2  tafintohina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1#556] Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon' ny mpampianatra
Mahatonga hanao ratsy noho ny fahitana ny hafa manao io ratsy io: Nahatafintohina azy ny fahitana ny lehibe manao toetra tsy mendrika ka nivadika ho ratsy koa izy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Proverbs  8  Proverbs containing the word mahatafintohina

Updated on 2023/01/20