|
|
|
|

Entry1  mahatonga
Root  2  tonga
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho
Ampy mba hahatongavana: Ariary zatovao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy
Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibony voankazo manta
Mampanjary: Ny fiarahan' ny zanakao amin' ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra
5  [1.13] miteraka
Explanations in English  6  [1.2#661] to bring to, to cause to come, to make to be
Explanations in French  7  [1.3#724] Porter à, conduire jusqu’à, faire devenir, rendre, causer, suffisant pour porter: Tsy nahatonga ny entana hatreto aho (Je n'ai pas pu porter le paquet jusqu’ici) ~ Tsy nahatonga ilay olona aho (Je n'ai pas pu conduire cet homme) ~ Ny fianarana no nahatonga ny zanakao ho hendry (L'étude a rendu votre enfant sage) ~ Mahatonga aretina ny fahalotoana (La malpropreté cause des maladies) ~ Tsy mahatonga any Mojanga ity vola ity (Cet argent ne suffit pas pour arriver jusqu'à Mojanga) ~ Tsy mahantonga entana ity bao ity (Ce bois ne suffit pas pour porter le paquet)
8  [1.13] provoquer
Examples  9  Inona moa no mahatonga izany? [2.59#]
10  Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117#]
11  Ka mahatonga anay ho amin' ny anton-dianay androany. [2.245#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word mahatonga

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21