|
|
|
|

Entry1  mahatsangy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; manome voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny.
Examples  4  [1.437#] Raha nitombo indray ireo dia manao izay mahatsangy, ka samy maka ny azy taroa amin' ny fasan-drazana, ka izany no nahatonga famadihana.
Root  5  tsangy
Compound words 
Proverbs  7  Proverbs containing the word mahatsangy

Updated on 2024/12/11