Entry | 1 mahatsiahy |
Root | 2 tsiahy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahita ao an-tsaina olona na zavatra any lavitra na efa lasa taloha: Isaky ny mahatsiahy an-janany any am-pita izy dia misento Mahatsiaro olona ka somary malahelo na manembona azy: Velon-tsento ny fo mahatsiahy |
Explanations in French |
5 [1.3] se souvenir, se rappeler |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mahatsiahy |
Updated on 2024/12/11 |