Entry (1/2) | 1 mahatsiaro |
Root | 2 tsiaro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany 5 mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho 6 mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra 7 mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1] 8 mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13] |
Explanations in French |
9 se souvenir, se rappeler [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mahatsiaro |
Entry (2/2) | 17 mahatsiaro |
Root | 18 tsiaro |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony: rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1] 21 mifoha amin'ny torimaso [1.13] |
Explanations in French |
22 s'éveiller [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 27 mahasoitra, mahatsiaro |
Updated on 2023/08/11 |